1

Sujet: FESTIVAL: HAY-TSIRO SY KALON' NY FAHINY MERINA

Vous voulez connaître davantage l'âme de la Civilisation Merina ?

Nous vous invitons au troisième édition du

FESTIVAL NATIONAL "HAY-TSIRO SY KALON' NY FAHINY MERINA"
(Art Culinaire et Chants Traditionnels Merina) qui sera programmé

le SAMEDI 16 AVRIL 2005 à partir de 19 HEURES 30

au Restaurant "Le Privilège" de LA RESIDENCE, Complexe Hôtelier d'Ankerana, Antananarivo, Madagascar.

Vous aurez l'occasion d'y découvrir durant plus de trois heures les délices (HAY-TSIRO MERINA) ou encore le HANIM-PITOLOHA (les septs mets royaux) avec la cuisine originale du terroir,

et avec des chants traditionnels, originaux, d'une beauté incomparable du "KALON' NY FAHINY MERINA", avec le nouveau groupe musical appelé ANGOLAN' IMERINA, qui est un des groupes phare dans son genre actuellement à Madagascar.

Venez découvrir ce qu'est l'âme de la CULTURE MERINA, fruit d'une civilisation pluri-millénaire !

Réservation: Tél: 22.417.36

2

Re: FESTIVAL: HAY-TSIRO SY KALON' NY FAHINY MERINA

Salut!
      Mba miangavy mba tsy hasiana ity "MERINA" ity intsony e!mba ataovy hoe kalon'ny fahiny ny malagasy,izaho merina fa
tsy hanao izany mihitsy,efa 2005 isika izao,vanim-potoana ny fivoarana,sy fisokafan-tsaina,lasa hoe oh manavaka izany amiko.
      Misaotra mialoha!

3

Re: FESTIVAL: HAY-TSIRO SY KALON' NY FAHINY MERINA

Misaotra anao sahy mampijoro indray ny anaran-drazana nentina hatramin'ny fahagolan-tany hoe "merina". Efa tofoka amin'ity fiantsoam-bazaha miaro famingavingana hoe "malagasy-malgache" ity mihitsy mantsy. Nateraky ny vazaha ho andevony ny hoe "malagasy" ary tsy ho avotra mandrakizay Madagasikara raha toa ka mbola misy olana manaiky miosom-potaka manetry tena ho "malagasy" lava izao.