1

Sujet: TSELATRA A GENEVE

Pour la première fois le GROUPE HARD ROCK MALGACHE TSELATRA à GENEVE.
LE SAMEDI 11 JUIN 2005 à partir de 20h.
Prix d'entrée : 20chf/ 15 euros
Renseignements: 0041/(0) 792145443
227712781
Adresse:21,rue du Môle genève 1203
Salle du môle
Pas trop loin de la gare cornavin à genève,vers la rue de lausanne ,apres à droite.

2

Re: TSELATRA A GENEVE

Salut!
          Mankahery sy mirary soa e!dia mahazoa be!

3

Re: TSELATRA A GENEVE

Milay e! de mirary soa de tongava haingana aty mada mba hijerenay

4

Re: TSELATRA A GENEVE

rAHOVIANA IANAO NO HISEHO ETO PARIS FA  TSY MBOLA HENO HATRIZAO

5

Re: TSELATRA A GENEVE

Misyan'i Lija ve io fa on sera aux premières loges!! On est dingue de Lija e! Sao misy manana contact o!?

6

Re: TSELATRA A GENEVE

Misyan'i Lija ve io fa on sera aux premières loges!! On est dingue de Lija e! Sao misy manana contact o!?

7

Re: TSELATRA A GENEVE

Ndeha miandry antsika rehetra izany e!, tonga de any ny fotoana.

8

Re: TSELATRA A GENEVE

Toa hanao fampisehoana ao paris ry zareo ny 21 mai izao araka ity affiche hitako ity :
http://hardrockmg.free.fr

9

Re: TSELATRA A GENEVE

Toa hanao fampisehoana ao paris ry zareo ny 21 mai izao araka ity affiche hitako ity :
http://hardrockmg.free.fr

10

Re: TSELATRA A GENEVE

ie misy an'i Lija io.Contact:0041 792145443 na 0041227712781.de tongava ary e!

11

Re: TSELATRA A GENEVE

Ho anireo any Dago any dray Tselatra 20 aout ao antsahamanitra e.
Ho avy tsy ho ela ny ao Paris f'aza manahy.De misaotra amin'ny fankaherezana fa milay be e!

12

Re: TSELATRA A GENEVE

Mba azo asiana adiresy ve ilay any Genève azafady fa toa ngezangeza ihany ilay tanàna e. Misaotra

13

Re: TSELATRA A GENEVE

Ilay adiresy any Genève azafady ahafahana manomana ny voyage e, merci.

14

Re: TSELATRA A GENEVE

Manahoana daholo!
ity ara ny adiresy hisian'ny fampisehoana:
21, rue du môle 1203 Genève. (11.06.2005)
Hizara roa io lanonana io; ny tapany voalohany dia iarahana amin'ny tselatra, ny tapany faharoa kosa dia alimpandihizana iarahana amin'ny rodman.
Hanomboka amin'ny 20H ny fampisehoana ary hifarana amin'ny 3H ny alimpandihizana.
Vaovao mahafaly: natao mirary dia mirary ny vidimpidirana satria dia 20CHF monja (eny tompoko 20CHF na dia efa eto suisse aza tsika)
Tongava maro ara e!
ndao hitselatselatra tsika mianakavy.