Sujet: Prorogement sa ajout de page
Izaho mipetraka aty andafy dia ny passeport ko anefa mbola valide hatramin'ny 2014 kanefa ny page lany dia tsy haiko izay atao na angataka prorogement na ajout de page anefa ny ambassade gasy ao France tsy haiko raha manao ajout de page.Sao dia mba misy afaka manampy ahy amin'ny tokony hataoko