1

Sujet: Bruno Mégret part à Madagascar pour y vivre?

Je tenais à vous partager cet article de Bakchich.info
"Grâce à Bouygues, Bruno Mégret s’exile à Madagascar (vendredi 6 juin)
L’exil est lointain. Après avoir annoncé qu’il quittait la politique, le 20 mai dernier, dix ans après son départ du Front national dont il était le numéro 2, le président du Mouvement national républicain (MNR), Bruno Mégret a également prévu de quitter la France : il va déménager et démarrer une nouvelle carrière à Madagascar, loin de la politique. Une filiale de Bouygues a prévu de le recruter pour le marché local."

source : http://www.bakchich.info/breve844.html

2

Re: Bruno Mégret part à Madagascar pour y vivre?

Avy nijery an'ity forum ity aho dia nitady kely ka ao @ site -ndrangahy io mihitsy izy no milaza fa hisinda kely amin'ny fiainana pôlitika  izy ary dia hiasa any ivelan'ny lafrantsa hiasa amina orinasa frantsay .
Mampihorin-koditra ny mieritreritra hoe olona tsy tia vahiny ohatrireny no tonga miasa aty an-tanintsika aty. Inona no mety hitranga? Dia ahoana no fiaraha-miasa anatin'ny orinasa raha izany.

3

Re: Bruno Mégret part à Madagascar pour y vivre?

Miarahaba e

Zavatra ohatr'zao mihitsy ry Olombelona no mahatonga ny fisainana any amintsika lasa miova.

Matahotra tokoa aho ny fiovan'ny toe-tsaina malagasy, entin'ny olona ohatr'izao, manavakava-bolokoditra. Misy ny tsara entin'ny vahiny ao Madagasikara,izay tsara ho raisina sy atao lesona, fa manahy aho ny fiantraikan'izao !

Ho hitantsika eo ny tohiny