1

Sujet: Kirizy : Fiantraikany amin'ny fiainana andavan'andro

Amin'izao zava-mitranga ao Madagasikara izao, ahoana ny fizotry ny fiainanareo andavan'andro ? Niova sa tsia ? Nihatsara sa nihamafy ?

Ho an'ireo izay nitolona, nilahatra, na avy amin'ny andaniny na ny ankilany, inona no tena nanosika anareo hanao izany ? Inona no fanantenana amin'ny ho avy ?

Misaotra antsika amin'ny fandraisan'anjara !

==========================
Face à la situation actuelle à Madagascar, comment se déroule votre vie quotidienne ? Y-a-t-il eu des changements ? La vie s'est améliorée ou au contraire s'est détériorée ?

Pour ceux qui ont manifesté, dans un camp ou dans l'autre, quelles ont été vos motivations à suivre ces mouvements ? Quel changement attendez-vous ?

Merci pour vos témoignages !