1

Sujet: ATSANGANO NY SAINA FOTSY

ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Miangavy antanàndroa ireo rehetra rehetra miandrandra filaminana,
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Miangavy antanàndroa ireo olon-tsotra tsy miandany hafa tsy amin'ny filaminana,
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Miangavy antsika mianakavy antanan-droa, tompoko, hanangana saina fotsy mandra-piverenan'ny filaminana amin'ny laoniny.
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Ataontsika amin'ny hafa izay tiantsika atao amintsika.
Tsy ataontsika amin'ny hafa izay tsy tiantsika atao amintsika.
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
Atsangano ampilaminana.
Manaiky resin'izay rehetra rehetra mahatsiaro tena ho mafy isika.
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.
NY OLONA tsy fola-mandefitra.
ATSANGANO NY SAINA FOTSY.