1

Sujet: Mbola hitohy ve ny fahadiovan'ny tanàna?

Nanomboka ny 03/01/11 dia hita taratra ny fahadiovan'ny nandritra ny tontolo andro, tsy nahitana mpivarotra amoron-dalana, nadio tsara ny lalana, azo lazaina alo fa nisa ny CUA vao nanomboka ny taona. Mety hitohy mandava-taona ve izany filaminana izany? Fa ny hirariana aloha dia ny hitohizan'izany e!!!

2

Re: Mbola hitohy ve ny fahadiovan'ny tanàna?

**** ko nareo zany tsy mahafantatra hoe Antananarivo zao isan'ny tanàna be bidon ville indrindra eto afrika. ****.
azafady zokibe, milatsiny raha tezitra fa kay 500 ny kapoaka lé nampanantenaina iny dia izao tanteraka izao. mifona @ le teny mahery rangah. ***