Sujet: kopian'ny sora-piankohonana
Manao ahoana tompoko,
Mba mila fanontaniana maika aho raha mba misy mahafantatra ny valiny.
Izaho izany dia teraka ambohitrolomahintsy, t@ 2005 aho nanao fangatahana copia @ teny gasy sy copia @ teny vazaha, ary tany AMBOHITROLOMAHINTSY no nangalana azy ary ny fotomboka koa dia tany, @ izao fotoana izao anefa aho dia mila ireo copia ireo, ka dia, nolazainy fokotany hoe tsy manao @ teny vazaha intsony izy ireo fa any Anosy indray.
1)Inona no antony?
2) Ilay prefecture aty andafy anefa dia mila io copie io @ teny vazaha sady misy fitomboka avy any Ambohitrolomahintsy.
Inona no ataoko izany?
Misaotra betsaka!