1

Sujet: Namana gasy miisa 7900

Sendra nijery statistika aho dia nahitta fa feno 7874 ny isan'ny namana gasy ao amin'ny http://serasera.org/namana amin'izao fotoana izao. Gasy daholo... satria miteny gasy ny takelaka. Makafy ny kanto tahaka ny madatsara.com daholo e.
Misaotra antsika rehetra.

2

Re: Namana gasy miisa 7900

inona ary no tena traik efan ny bianco.org

3

Re: Namana gasy miisa 7900

zany hoe somary vahiny @ le site  ny bianco ny tenako ka mba te ahafantra lalina ny momba ilay izy .merci