1

Sujet: fa maninona?

fa maninona ary ny gasy no tamana aty an-dafy, izaho izany efa te hody mafy sahady.

2

Re: fa maninona?

Na tsy tamana aza dia voatery ny zava-misy dia mijanona foana,nohon'ny fitadiavana e!fa mamy ny mody.

3

Re: fa maninona?

ka eo anie ny fitadiavana fa ny fiainana koa lafo dia lafo, ca revient au même, ka tsy aleo ihany any amin'ny tanàna? tsy dia mahavita manangona firy akory, galère ihany, sady sarotra ihany koa ny mitady asa,

4

Re: fa maninona?

fa inona nefa no mahamay anoa nande tany ee!!

5

Re: fa maninona?

ny tsy nahita no mampalahelo e, mbo mandalo de miserana , mamy ny mody