1

Sujet: te hifankahalala

Salut daholo a
Mba te hifanerasera amin ny gasy mitovy amiko aho

2

Re: te hifankahalala

mitovy izany isika koa efa omeko io ny adiresiko fa dia miandry ny tohiny aho .

3

Re: te hifankahalala

Iza moa ianao

4

Re: te hifankahalala

Izaho koa de maniry ny hifanerasera @ malagasy. Azonao atao ny manoratra mivantana any @ email-ko. Merci!

5

Re: te hifankahalala

Izaho koa de maniry ny hifanerasera @ malagasy. Azonao atao ny manoratra mivantana any @ email-ko. Merci!