1

Sujet: paroles de chansons..

voilà, je voudrais chanter une chanson, c Matokia, version gasy de I can't help falling in love with you.. si qq'un pourrait me trouver les paroles, ce serait sympa.. merci

2

Re: paroles de chansons..

Nalaina tao amin'ny tononkira serasera.org
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2146

Matokia, matoria
Fa izao eto ihany
Sombinaiko, ry aiko
Eto anilanao,
Matokia re f’izao tia anao

Aoka izay ny sentosento
Fa manohina ny saiko
Atsaharo ny tomany
Fafao ny masonao
Matokia re f’izaho tia anao

Ny endrikao mitory adin-tsaina
Mitalaho, mivalo mitaraina
Sombinaiko, ry aiko ho eto anilanao
Matokia re f’izao tia anao

Sombinaiko, ry aiko ho eto anilanao
Matokia re f’izao tia anao

Ny ampitso ho feno fifaliana
Fa ho iray ny tia sy ny tiana
Ny alahelo, mamelovelo
Hisinda sy handao
Matokia re f’izao tia anao (x 2)

Lalao Rabeson

3

Re: paroles de chansons..

C'est plutôt celle-ci je pense
Toujours tiré de http://tononkira.serasera.org/

Matokia fa ho avy indray
Ilay andro izay
Hiarahantsika roa

Foko tia
Manantena ny fitiavana
Tsy hivadika doria

Ny alahelo anao
Ireo tomany
Sentosento lava izao
Tsy hisy intsony

Eo ianao
Eo anilako eo
Mifarana ny sento sy toreo
Anyah

4

Re: paroles de chansons..

merci..